Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
86 : 11

بَقِيَّتُ ٱللَّهِ خَيۡرٞ لَّكُمۡ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَۚ وَمَآ أَنَا۠ عَلَيۡكُم بِحَفِيظٖ

Izay maharitra eo anatrehan’i Allah (ny fananana azo amin’ny rariny na dia kely) no tsara ho Anareo raha mpino marina Ianareo ! Fa Izaho kosa dia tsy mpiambina Anareo. info
التفاسير: