Bản dịch ý nghĩa nội dung Qur'an - 马达加斯加语翻译:先锋翻译中心

external-link copy
77 : 11

وَلَمَّا جَآءَتۡ رُسُلُنَا لُوطٗا سِيٓءَ بِهِمۡ وَضَاقَ بِهِمۡ ذَرۡعٗا وَقَالَ هَٰذَا يَوۡمٌ عَصِيبٞ

Ary raha tonga tamin’i Lota ireo irakay (Anjely), dia nalahelo mafy Izy noho izy ireo, sady nahatsiaro henatra lehibe. Ary niteny Izy ka nanao hoe : “ ity àry ilay Andro tena sarotra tokoa ”. info
التفاسير: