قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
284 : 2

لِّلَّهِ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۗ وَإِن تُبۡدُواْ مَا فِيٓ أَنفُسِكُمۡ أَوۡ تُخۡفُوهُ يُحَاسِبۡكُم بِهِ ٱللَّهُۖ فَيَغۡفِرُ لِمَن يَشَآءُ وَيُعَذِّبُ مَن يَشَآءُۗ وَٱللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٌ

An’i Allah izay rehetra any amin’ireo lanitra sy izay rehetra ety an-tany. Raha habaribarinareo izay amin’ny tenanareo na hafeninareo, dia hotsarain’i Allah amin’izany Ianareo. Ka hamela heloka an’izay sitrany Izy, ary hanafay izay sitrany ihany koa. Ary i Allah dia Mahefa ny zava-drehetra. info
التفاسير: