قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

بەت نومۇرى:close

external-link copy
6 : 60

لَقَدۡ كَانَ لَكُمۡ فِيهِمۡ أُسۡوَةٌ حَسَنَةٞ لِّمَن كَانَ يَرۡجُواْ ٱللَّهَ وَٱلۡيَوۡمَ ٱلۡأٓخِرَۚ وَمَن يَتَوَلَّ فَإِنَّ ٱللَّهَ هُوَ ٱلۡغَنِيُّ ٱلۡحَمِيدُ

Nahazo ohatra tsara tokoa ianareo tamin’izy ireo, ho an’izay manantena an’Allah sy ny andro farany ; fa izay mivily kosa dia hamafisina, fa Allah, Izy no Ilay Tompon’ny harena, Ilay mendri-piderana. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 60

۞ عَسَى ٱللَّهُ أَن يَجۡعَلَ بَيۡنَكُمۡ وَبَيۡنَ ٱلَّذِينَ عَادَيۡتُم مِّنۡهُم مَّوَدَّةٗۚ وَٱللَّهُ قَدِيرٞۚ وَٱللَّهُ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Mety hampisy fifankatiavana eo aminareo, sy izay fahavalonareo teo aloha Allah, fa mahefa ny zava-drehetra Allah, ary mpamela heloka sy be indrafo I Allah. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 60

لَّا يَنۡهَىٰكُمُ ٱللَّهُ عَنِ ٱلَّذِينَ لَمۡ يُقَٰتِلُوكُمۡ فِي ٱلدِّينِ وَلَمۡ يُخۡرِجُوكُم مِّن دِيَٰرِكُمۡ أَن تَبَرُّوهُمۡ وَتُقۡسِطُوٓاْ إِلَيۡهِمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ يُحِبُّ ٱلۡمُقۡسِطِينَ

Tsy misakana anareo hanao ny tsara Allah sy hanao ny marina amin’izay tsy niady taminareo nohon'ny finoana, sady tsy nandroaka anareo tamin’ny fonenanareo. Tena marina fa tia izay manao ny rariny Allah. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 60

إِنَّمَا يَنۡهَىٰكُمُ ٱللَّهُ عَنِ ٱلَّذِينَ قَٰتَلُوكُمۡ فِي ٱلدِّينِ وَأَخۡرَجُوكُم مِّن دِيَٰرِكُمۡ وَظَٰهَرُواْ عَلَىٰٓ إِخۡرَاجِكُمۡ أَن تَوَلَّوۡهُمۡۚ وَمَن يَتَوَلَّهُمۡ فَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلظَّٰلِمُونَ

Fa andraran'I Allah anareo kosa ny maka ho namana izay niady taminareo nohon'ny finoana, sy nandroaka anareo tamin'ny fonenanareo, ary nanampy tamin'ny fandroahana anareo, fa izay maka azy ireo ho namana dia izy ireo no mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير:

external-link copy
10 : 60

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ إِذَا جَآءَكُمُ ٱلۡمُؤۡمِنَٰتُ مُهَٰجِرَٰتٖ فَٱمۡتَحِنُوهُنَّۖ ٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِإِيمَٰنِهِنَّۖ فَإِنۡ عَلِمۡتُمُوهُنَّ مُؤۡمِنَٰتٖ فَلَا تَرۡجِعُوهُنَّ إِلَى ٱلۡكُفَّارِۖ لَا هُنَّ حِلّٞ لَّهُمۡ وَلَا هُمۡ يَحِلُّونَ لَهُنَّۖ وَءَاتُوهُم مَّآ أَنفَقُواْۚ وَلَا جُنَاحَ عَلَيۡكُمۡ أَن تَنكِحُوهُنَّ إِذَآ ءَاتَيۡتُمُوهُنَّ أُجُورَهُنَّۚ وَلَا تُمۡسِكُواْ بِعِصَمِ ٱلۡكَوَافِرِ وَسۡـَٔلُواْ مَآ أَنفَقۡتُمۡ وَلۡيَسۡـَٔلُواْ مَآ أَنفَقُواْۚ ذَٰلِكُمۡ حُكۡمُ ٱللَّهِ يَحۡكُمُ بَيۡنَكُمۡۖ وَٱللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٞ

Ianareo mpino, rehefa tonga eo aminareo ireo vehivavy mpino mpifindra-monina dia sedrao izy ireo, mahafantatra kokoa ny finoan'izy ireo Allah. Raha hitanareo fa mpino izy ireo, dia aza averina any amin'ireo tsy mpino intsony, tsy azon'ireo vehivavy mpino atao ny manambady azy ireo, ary izy ireo ihany koa dia tsy afaka hanambady ireo vehivavy mpino. Ary aoka ianareo hamerina amin'izy ireo izay nomeny ho mahary, tsy misy tsiny ho anareo ny manambady azy, rehefa omenareo ny mahary, ary aoka ianareo tsy hitana ireo vehivavy tsy mpino ho vady. Takio izay nomenareo, ary aoka hitaky izay laniny koa izy ireo, izany no fitsaran'Allah izay hitsarany anareo.Fa Allah dia mahalala ny zava-drehetra sy be fahendrena. info
التفاسير:

external-link copy
11 : 60

وَإِن فَاتَكُمۡ شَيۡءٞ مِّنۡ أَزۡوَٰجِكُمۡ إِلَى ٱلۡكُفَّارِ فَعَاقَبۡتُمۡ فَـَٔاتُواْ ٱلَّذِينَ ذَهَبَتۡ أَزۡوَٰجُهُم مِّثۡلَ مَآ أَنفَقُواْۚ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ ٱلَّذِيٓ أَنتُم بِهِۦ مُؤۡمِنُونَ

Ary raha misy mandositra any amin’ireo tsy mpino ny vadinareo, ka manao famaizana (ireo tsy mpino) ianareo, dia avereno amin’izay very vady ny laniny. Matahora an’I Allah izay inoanareo ianareo. info
التفاسير: