แปล​ความหมาย​อัลกุรอาน​ - คำแปลภาษามาลากาซี - โดยศูนย์การแปลรุว๊าด

external-link copy
72 : 9

وَعَدَ ٱللَّهُ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ وَٱلۡمُؤۡمِنَٰتِ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ خَٰلِدِينَ فِيهَا وَمَسَٰكِنَ طَيِّبَةٗ فِي جَنَّٰتِ عَدۡنٖۚ وَرِضۡوَٰنٞ مِّنَ ٱللَّهِ أَكۡبَرُۚ ذَٰلِكَ هُوَ ٱلۡفَوۡزُ ٱلۡعَظِيمُ

Allah dia nampanantena ireo mpino lahy sy vavy, ireo zaridaina izay misy renirano mikoriana ao ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay izy ireo, sy fonenana mahafinaritra ao amin’ny zaridainan’i Edena. Ary ny fahafaham-pon’i Allah no lehibe indrindra, izany ilay fahombiazana lehibe indrindra. info
التفاسير: