แปล​ความหมาย​อัลกุรอาน​ - คำแปลภาษามาลากาซี - โดยศูนย์การแปลรุว๊าด

external-link copy
26 : 8

وَٱذۡكُرُوٓاْ إِذۡ أَنتُمۡ قَلِيلٞ مُّسۡتَضۡعَفُونَ فِي ٱلۡأَرۡضِ تَخَافُونَ أَن يَتَخَطَّفَكُمُ ٱلنَّاسُ فَـَٔاوَىٰكُمۡ وَأَيَّدَكُم بِنَصۡرِهِۦ وَرَزَقَكُم مِّنَ ٱلطَّيِّبَٰتِ لَعَلَّكُمۡ تَشۡكُرُونَ

Tsarovinareo rehefa ianareo vitsy an’isa, fadiranovana teto ambonin’ny tany, matahotra ny babon’olona dia nampiantrano anareo Izy tamin’ny alalan'ny fandresena ary nanome anareo ireo anjaram-pahavelomana tsara, angamba ankasitraka ianareo. info
التفاسير: