แปล​ความหมาย​อัลกุรอาน​ - คำแปลภาษามาลากาซี - โดยศูนย์การแปลรุว๊าด

external-link copy
33 : 5

إِنَّمَا جَزَٰٓؤُاْ ٱلَّذِينَ يُحَارِبُونَ ٱللَّهَ وَرَسُولَهُۥ وَيَسۡعَوۡنَ فِي ٱلۡأَرۡضِ فَسَادًا أَن يُقَتَّلُوٓاْ أَوۡ يُصَلَّبُوٓاْ أَوۡ تُقَطَّعَ أَيۡدِيهِمۡ وَأَرۡجُلُهُم مِّنۡ خِلَٰفٍ أَوۡ يُنفَوۡاْ مِنَ ٱلۡأَرۡضِۚ ذَٰلِكَ لَهُمۡ خِزۡيٞ فِي ٱلدُّنۡيَاۖ وَلَهُمۡ فِي ٱلۡأٓخِرَةِ عَذَابٌ عَظِيمٌ

Ny tena valin’asan’ireo izay miady amin’I Allah sy amin’ny Irany ary manaparitaka eto an-tany ny asa fanimbàna, dia ny hamonoana azy ireo na ny hamantsihana azy ireo ambony hazo na ny hanapahana ny tanan’ izy ireo sy ny tongotr’izy ireo mifanohitra amin’ny andaniny na koa ny hanaovana azy ireo sesitany. Izany no fahafaham-barakan’izy ireo eto an-tany. Ary any ankoatra izy ireo dia hahazo famaizana lehibe. info
التفاسير: