แปล​ความหมาย​อัลกุรอาน​ - คำแปลภาษามาลากาซี - โดยศูนย์การแปลรุว๊าด

external-link copy
13 : 5

فَبِمَا نَقۡضِهِم مِّيثَٰقَهُمۡ لَعَنَّٰهُمۡ وَجَعَلۡنَا قُلُوبَهُمۡ قَٰسِيَةٗۖ يُحَرِّفُونَ ٱلۡكَلِمَ عَن مَّوَاضِعِهِۦ وَنَسُواْ حَظّٗا مِّمَّا ذُكِّرُواْ بِهِۦۚ وَلَا تَزَالُ تَطَّلِعُ عَلَىٰ خَآئِنَةٖ مِّنۡهُمۡ إِلَّا قَلِيلٗا مِّنۡهُمۡۖ فَٱعۡفُ عَنۡهُمۡ وَٱصۡفَحۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ يُحِبُّ ٱلۡمُحۡسِنِينَ

Ary noho ny fitsipahan’izy ireo ny fanekena nataony, dia nozoninay izy ireo ary nataonay ho mafy fo tokoa: mamadibadika ireo teny miala amin’ny dikany izy ireo, sy manadino ny ampahany amin’izay nampatsiahivana azy ireo. Ary tsy mitsahatra mahita ny famadihana ataon’izy ireo ianao, afa tsy ny vitsy amin’izy ireo. Ka mandefera amin’izy ireo Ianao ary mamela .Tena marina fa I Allah dia tia ireo mpanao ny asa tsara. info
التفاسير: