แปล​ความหมาย​อัลกุรอาน​ - คำแปลภาษามาลากาซี - โดยศูนย์การแปลรุว๊าด

external-link copy
61 : 4

وَإِذَا قِيلَ لَهُمۡ تَعَالَوۡاْ إِلَىٰ مَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ وَإِلَى ٱلرَّسُولِ رَأَيۡتَ ٱلۡمُنَٰفِقِينَ يَصُدُّونَ عَنكَ صُدُودٗا

Ary rehefa tenenina izy ireo : “Tongava aty amin’izay nampidinin’I Allah sy aty amin’ny Iraka ianareo ! Dia ho hitanao ireo mpihatsaravelatsihy hihataka lavitra anao. info
التفاسير: