Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

Numri i faqes:close

external-link copy
17 : 8

فَلَمۡ تَقۡتُلُوهُمۡ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ قَتَلَهُمۡۚ وَمَا رَمَيۡتَ إِذۡ رَمَيۡتَ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ رَمَىٰ وَلِيُبۡلِيَ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ مِنۡهُ بَلَآءً حَسَنًاۚ إِنَّ ٱللَّهَ سَمِيعٌ عَلِيمٞ

Tsy ianareo no namono azy ireo fa i Allah no namono azy ireo, Ary raha nitoraka ianao, dia tsy ianao no nitoraka fa Allah, ary izany dia mba hitsapany ireo mpino amin’ny fitsapana tsara avy Aminy, Tena marina fa Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra Allah. info
التفاسير:

external-link copy
18 : 8

ذَٰلِكُمۡ وَأَنَّ ٱللَّهَ مُوهِنُ كَيۡدِ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Hny ka lasa zava-poana ny teti-drats'ireo tsy mpino. info
التفاسير:

external-link copy
19 : 8

إِن تَسۡتَفۡتِحُواْ فَقَدۡ جَآءَكُمُ ٱلۡفَتۡحُۖ وَإِن تَنتَهُواْ فَهُوَ خَيۡرٞ لَّكُمۡۖ وَإِن تَعُودُواْ نَعُدۡ وَلَن تُغۡنِيَ عَنكُمۡ فِئَتُكُمۡ شَيۡـٔٗا وَلَوۡ كَثُرَتۡ وَأَنَّ ٱللَّهَ مَعَ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Raha nitady fandresena ianareo, dia efa tonga taminareo izany fandresena izany. Fa raha mitsahatra ianareo, dia tsara kokoa ho anareo izany. Fa raha miverina kosa ianareo, dia hiverina koa izahay, ary ny hamaroanareo na dia betsaka aza, dia tsy hisy ny ilanareo izany. Tsarovy fa Allah dia momba tokoa ireo mpino. info
التفاسير:

external-link copy
20 : 8

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ أَطِيعُواْ ٱللَّهَ وَرَسُولَهُۥ وَلَا تَوَلَّوۡاْ عَنۡهُ وَأَنتُمۡ تَسۡمَعُونَ

O ianareo izay mino, ankatoavinareo I Allah sy ny Irany, aza miataka Aminy ianareo raha maheno izany. info
التفاسير:

external-link copy
21 : 8

وَلَا تَكُونُواْ كَٱلَّذِينَ قَالُواْ سَمِعۡنَا وَهُمۡ لَا يَسۡمَعُونَ

Ianareo dia aza manao tahak’ireo izay niteny hoe : “naheno izahay “, kanefa tsy maheno izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
22 : 8

۞ إِنَّ شَرَّ ٱلدَّوَآبِّ عِندَ ٱللَّهِ ٱلصُّمُّ ٱلۡبُكۡمُ ٱلَّذِينَ لَا يَعۡقِلُونَ

Ny zava-manan’aina mandeha amin’ny tany ratsy indrindra eo anatrehan’Allah, dia ny moana-marenina tsy misaina. info
التفاسير:

external-link copy
23 : 8

وَلَوۡ عَلِمَ ٱللَّهُ فِيهِمۡ خَيۡرٗا لَّأَسۡمَعَهُمۡۖ وَلَوۡ أَسۡمَعَهُمۡ لَتَوَلَّواْ وَّهُم مُّعۡرِضُونَ

Ary raha mba nahita hatsarana tamin’izy ireo Allah, dia ho nataony nandre izy rehetra. Fa na dia nataony nandre aza izy ireo, dia ho tsy maintsy hanome lamosina, ary nihataka lavitra. info
التفاسير:

external-link copy
24 : 8

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ ٱسۡتَجِيبُواْ لِلَّهِ وَلِلرَّسُولِ إِذَا دَعَاكُمۡ لِمَا يُحۡيِيكُمۡۖ وَٱعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ يَحُولُ بَيۡنَ ٱلۡمَرۡءِ وَقَلۡبِهِۦ وَأَنَّهُۥٓ إِلَيۡهِ تُحۡشَرُونَ

O ianareo izay nino valio ny antson’I Allah sy ny Irany raha miantso anareo izy amin’izay mahavelona anareo, fantaro fa Allah dia manelanelana tokoa ny olombelona sy ny fony, any Aminy tokoa no hanangonana anareo. info
التفاسير:

external-link copy
25 : 8

وَٱتَّقُواْ فِتۡنَةٗ لَّا تُصِيبَنَّ ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ مِنكُمۡ خَآصَّةٗۖ وَٱعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ شَدِيدُ ٱلۡعِقَابِ

Ary aoka ianareo hatahotra ny loza, izay tsy ireo mpanao ny tsy rariny ihany no ho voany. Ary fantaronareo ihany koa fa mahery vaika ny sazin’Allah. info
التفاسير: