Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
50 : 40

قَالُوٓاْ أَوَلَمۡ تَكُ تَأۡتِيكُمۡ رُسُلُكُم بِٱلۡبَيِّنَٰتِۖ قَالُواْ بَلَىٰۚ قَالُواْ فَٱدۡعُواْۗ وَمَا دُعَٰٓؤُاْ ٱلۡكَٰفِرِينَ إِلَّا فِي ضَلَٰلٍ

Hiteny izy ireo hoe : “ Moa tsy efa nitondra porofo mazava taminareo ve ireo Iraka nalefa taminareo ? ”. Dia hamaly izy ireo hoe : “ Eny ! ”. Hiteny ireo mpiambina hoe : “ raha izany áry, dia mangataha ianareo. Fa ny fangatahan’ireo tsy mpino dia ho zava-poana ”. info
التفاسير: