Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
16 : 4

وَٱلَّذَانِ يَأۡتِيَٰنِهَا مِنكُمۡ فَـَٔاذُوهُمَاۖ فَإِن تَابَا وَأَصۡلَحَا فَأَعۡرِضُواْ عَنۡهُمَآۗ إِنَّ ٱللَّهَ كَانَ تَوَّابٗا رَّحِيمًا

Ary ny Olona roa izay nahavita izany asa vetaveta izany Taminareo, dia ampijalio. Raha mibebaka izy roa ka manova ny toetrany, dia avelao hiaina amim-piadanana. Tena marina fa i Allah dia Mpandray ny fibebahana sy be Indrafo. info
التفاسير: