Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
97 : 3

فِيهِ ءَايَٰتُۢ بَيِّنَٰتٞ مَّقَامُ إِبۡرَٰهِيمَۖ وَمَن دَخَلَهُۥ كَانَ ءَامِنٗاۗ وَلِلَّهِ عَلَى ٱلنَّاسِ حِجُّ ٱلۡبَيۡتِ مَنِ ٱسۡتَطَاعَ إِلَيۡهِ سَبِيلٗاۚ وَمَن كَفَرَ فَإِنَّ ٱللَّهَ غَنِيٌّ عَنِ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Misy famantarana mazava maro ao Aminy, toerana izay nitsanganan’i Ibrahimo. Ary izay miditra ao dia mahita fandriampahalemana. Adidin’ny Olombelona Amin’i Allah ho an’izay manan-katao no mankany, manatanteraka ny Hajy, amin’ilay trano masina. Ary ho an’izay tsy nino, dia hamafisina fa tsy miantehitra amin’izao tontolo izao i Allah. info
التفاسير: