Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
30 : 3

يَوۡمَ تَجِدُ كُلُّ نَفۡسٖ مَّا عَمِلَتۡ مِنۡ خَيۡرٖ مُّحۡضَرٗا وَمَا عَمِلَتۡ مِن سُوٓءٖ تَوَدُّ لَوۡ أَنَّ بَيۡنَهَا وَبَيۡنَهُۥٓ أَمَدَۢا بَعِيدٗاۗ وَيُحَذِّرُكُمُ ٱللَّهُ نَفۡسَهُۥۗ وَٱللَّهُ رَءُوفُۢ بِٱلۡعِبَادِ

Amin’ny Andro hahitan’ny tsirairay izay tsara nataony eo anoloany, sy izay ratsy nataony, dia haniry izy mba hisy elanelana lavitra dia lavitra eo Aminy sy ny asa ratsy izay vitany. Ary mampitandrina Anareo ny Aminy Allah. Ary i Allah dia be fitsimbinana amin’ireo mpanompo. info
التفاسير: