Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
2 : 21

مَا يَأۡتِيهِم مِّن ذِكۡرٖ مِّن رَّبِّهِم مُّحۡدَثٍ إِلَّا ٱسۡتَمَعُوهُ وَهُمۡ يَلۡعَبُونَ

Tsy misy fampahatsiahivana vao haingana tonga tamin’izy ireo avy tamin’ny Tompony, afa-tsy nohenoin’izy ireo tamim-pivazivaziana izany. info
التفاسير: