Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
283 : 2

۞ وَإِن كُنتُمۡ عَلَىٰ سَفَرٖ وَلَمۡ تَجِدُواْ كَاتِبٗا فَرِهَٰنٞ مَّقۡبُوضَةٞۖ فَإِنۡ أَمِنَ بَعۡضُكُم بَعۡضٗا فَلۡيُؤَدِّ ٱلَّذِي ٱؤۡتُمِنَ أَمَٰنَتَهُۥ وَلۡيَتَّقِ ٱللَّهَ رَبَّهُۥۗ وَلَا تَكۡتُمُواْ ٱلشَّهَٰدَةَۚ وَمَن يَكۡتُمۡهَا فَإِنَّهُۥٓ ءَاثِمٞ قَلۡبُهُۥۗ وَٱللَّهُ بِمَا تَعۡمَلُونَ عَلِيمٞ

Ary raha eny am-pandehanana lavitra Ianareo, ka tsy mahita mpanoratra; mametraha antoka dia ampy. Raha mifampatokia Ianareo, dia aoka hotanterahan’ilay natokisana ny fitokisana navela Taminy. Ary aoka hatahotra an’i Allah Tompony Izy. Ary aoka tsy hanafina ny fijoroana vavolombelona Ianareo, fa izay manafina izany dia tena izany tokoa ny fahotan’ny fony. Ary i Allah dia mahafantatra izay rehetra Ataonareo. info
التفاسير: