Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
48 : 18

وَعُرِضُواْ عَلَىٰ رَبِّكَ صَفّٗا لَّقَدۡ جِئۡتُمُونَا كَمَا خَلَقۡنَٰكُمۡ أَوَّلَ مَرَّةِۭۚ بَلۡ زَعَمۡتُمۡ أَلَّن نَّجۡعَلَ لَكُم مَّوۡعِدٗا

Haseho milahatra eo anatrehan’ny Tomponao izy ireo. Indro tokoa fa tonga aty Aminay ianareo tahaka ny namoronanay anareo tany am-piandohana. Nefa nihambo ianareo fa tsy hametraka fotoana hihaonana aminareo mihitsy Izahay. info
التفاسير: