Përkthimi i kuptimeve të Kuranit Fisnik - Përkthimi malagashisht - Qendra "Ruvad et Terxheme

external-link copy
19 : 10

وَمَا كَانَ ٱلنَّاسُ إِلَّآ أُمَّةٗ وَٰحِدَةٗ فَٱخۡتَلَفُواْۚ وَلَوۡلَا كَلِمَةٞ سَبَقَتۡ مِن رَّبِّكَ لَقُضِيَ بَيۡنَهُمۡ فِيمَا فِيهِ يَخۡتَلِفُونَ

Ary tsy inona ny Olombelona afa-tsy vahoaka iray ihany tany am-piandohana, kanefa dia nifanipa-kevitra izy ireo ary raha tsy ny Teny efa vita mialoha avy amin’ny Tomponao, dia efa notsarain’i Allah izy ireo amin’izay nampifanolana azy ireo. info
التفاسير: