Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
15 : 9

وَيُذۡهِبۡ غَيۡظَ قُلُوبِهِمۡۗ وَيَتُوبُ ٱللَّهُ عَلَىٰ مَن يَشَآءُۗ وَٱللَّهُ عَلِيمٌ حَكِيمٌ

Ary hanesotra ny hatezeram-pon’izy ireo Izy, fa i Allah dia mandray fibebahana amin’ireo izay tiany. Ary Allah dia mahalala ny zava-drehetra sy feno fahendrena. info
التفاسير: