Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
186 : 3

۞ لَتُبۡلَوُنَّ فِيٓ أَمۡوَٰلِكُمۡ وَأَنفُسِكُمۡ وَلَتَسۡمَعُنَّ مِنَ ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ مِن قَبۡلِكُمۡ وَمِنَ ٱلَّذِينَ أَشۡرَكُوٓاْ أَذٗى كَثِيرٗاۚ وَإِن تَصۡبِرُواْ وَتَتَّقُواْ فَإِنَّ ذَٰلِكَ مِنۡ عَزۡمِ ٱلۡأُمُورِ

Tsy maintsy hotsapana Ianareo amin’ny Fanananareo sy ny Tenanareo, ary tsy maintsy haheno teny ratsy maro avy amin’ireo nomena ny Boky teo alohanareo, sy avy amin’ireo mpanompo sampy Ianareo. Ary manàna faharetana Ianareo, sy manàna fatahorana izany no fanapahan-kevitra mahomby indrindra amin’ny raharaha rehetra. info
التفاسير: