Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
85 : 27

وَوَقَعَ ٱلۡقَوۡلُ عَلَيۡهِم بِمَا ظَلَمُواْ فَهُمۡ لَا يَنطِقُونَ

Ary hihatra amin’izy ireo ny Teny nohon'ny tsy rariny izay nataon’izy ireo. Ka tsy afaka hiteny na inona na inona intsony izy ireo. info
التفاسير: