Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
87 : 2

وَلَقَدۡ ءَاتَيۡنَا مُوسَى ٱلۡكِتَٰبَ وَقَفَّيۡنَا مِنۢ بَعۡدِهِۦ بِٱلرُّسُلِۖ وَءَاتَيۡنَا عِيسَى ٱبۡنَ مَرۡيَمَ ٱلۡبَيِّنَٰتِ وَأَيَّدۡنَٰهُ بِرُوحِ ٱلۡقُدُسِۗ أَفَكُلَّمَا جَآءَكُمۡ رَسُولُۢ بِمَا لَا تَهۡوَىٰٓ أَنفُسُكُمُ ٱسۡتَكۡبَرۡتُمۡ فَفَرِيقٗا كَذَّبۡتُمۡ وَفَرِيقٗا تَقۡتُلُونَ

Ary efa nomenay an'i Moussa ilay Boky sy nandefa iraka maro nifandimby izahay taoriany, ary nomenay ireo porofo mibaribary i 'Issa (Jesoa) zanak'i Maryam (Maria) no notohananay tamin'ny alalan'ny Fanahy masina izy. ka isaky ny misy iraka tonga aminareo mitondra zavatra tsy mifanaraka amin'ny sitraponareo ve dia manambony tena ianareo ? ! ka nolazainareo ho mpandainga ny sasany ary novonoinareo ny sasany. info
التفاسير: