Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
197 : 2

ٱلۡحَجُّ أَشۡهُرٞ مَّعۡلُومَٰتٞۚ فَمَن فَرَضَ فِيهِنَّ ٱلۡحَجَّ فَلَا رَفَثَ وَلَا فُسُوقَ وَلَا جِدَالَ فِي ٱلۡحَجِّۗ وَمَا تَفۡعَلُواْ مِنۡ خَيۡرٖ يَعۡلَمۡهُ ٱللَّهُۗ وَتَزَوَّدُواْ فَإِنَّ خَيۡرَ ٱلزَّادِ ٱلتَّقۡوَىٰۖ وَٱتَّقُونِ يَٰٓأُوْلِي ٱلۡأَلۡبَٰبِ

Ny fivahinianana masina (Hajj) dia atao amin’ireo volana efa fantatra. Ka ho an’izay nanapa-kevitra ny hanatanteraka izany ao anatin’ireo volana ireo, dia tsy tokony hanao firaisana aranofo, na koa fiteny tsy mendrika, indrindra ny fifamaliana mandritra ny fivahinianana masina. Ary izay tsara ataonareo, dia fantatr’Allah avokoa. Ary mitondrà vatsy ianareo, hamafisina, fa ny vatsy tsara indrindra, dia ny fahatahorana an’Allah. Ka aoka ianareo hatahotra Ahy ry matsilo saina! info
التفاسير: