Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
154 : 2

وَلَا تَقُولُواْ لِمَن يُقۡتَلُ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ أَمۡوَٰتُۢۚ بَلۡ أَحۡيَآءٞ وَلَٰكِن لَّا تَشۡعُرُونَ

Aza lazainareo ho toy ny maty rehetra izay namoy ny ainy tamin’ny làlan’Allah. Fa raha ny marina, dia velona izy ireny, fa saingy tsy mahatsapa izany ianareo. info
التفاسير: