Vertaling van de betekenissen Edele Qur'an - Malagasi-vertaling - Centrum van Pionier Vertalers

external-link copy
101 : 16

وَإِذَا بَدَّلۡنَآ ءَايَةٗ مَّكَانَ ءَايَةٖ وَٱللَّهُ أَعۡلَمُ بِمَا يُنَزِّلُ قَالُوٓاْ إِنَّمَآ أَنتَ مُفۡتَرِۭۚ بَلۡ أَكۡثَرُهُمۡ لَا يَعۡلَمُونَ

Ary rehefa manolo ny andian-teny iray amin’ny toeran’ny andian-teny iray hafa Izahay, Allah dia tena mahalala izay nampidininy. Niteny izy ireo nanao hoe : “ Marina fa Ianao dia tena mpamoron-dainga ”. Ka nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahafantatra. info
التفاسير: