ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

លេខ​ទំព័រ:close

external-link copy
91 : 21

وَٱلَّتِيٓ أَحۡصَنَتۡ فَرۡجَهَا فَنَفَخۡنَا فِيهَا مِن رُّوحِنَا وَجَعَلۡنَٰهَا وَٱبۡنَهَآ ءَايَةٗ لِّلۡعَٰلَمِينَ

Ary ilay vehivavy nanaja ny maha virijiny azy (Maria) ka notsofinay tao aminy ny fanahy avy tminay. Ary nataonay ho famantarana (fahagagana) ho an’izao tontolo izao izy sy ny zanany. info
التفاسير:

external-link copy
92 : 21

إِنَّ هَٰذِهِۦٓ أُمَّتُكُمۡ أُمَّةٗ وَٰحِدَةٗ وَأَنَا۠ رَبُّكُمۡ فَٱعۡبُدُونِ

Tena marina, fa ity vahoakanareo ity dia vahoaka iray ihany, ka Izaho no Tomponareo, koa Tompoinareo Aho. info
التفاسير:

external-link copy
93 : 21

وَتَقَطَّعُوٓاْ أَمۡرَهُم بَيۡنَهُمۡۖ كُلٌّ إِلَيۡنَا رَٰجِعُونَ

Nisaratsaraka samy manana ny heviny avy izy ireo. Tsy maintsy hiverina aty Aminay izy rehetra ireo. info
التفاسير:

external-link copy
94 : 21

فَمَن يَعۡمَلۡ مِنَ ٱلصَّٰلِحَٰتِ وَهُوَ مُؤۡمِنٞ فَلَا كُفۡرَانَ لِسَعۡيِهِۦ وَإِنَّا لَهُۥ كَٰتِبُونَ

N'iza n'iza manao ampahany amin’ny asa soa ka mpino izy dia tsy atao tsinontsinona mihitsy ny ezaka vitany ary Izahay mihitsy no mpanoratra izany ho azy. info
التفاسير:

external-link copy
95 : 21

وَحَرَٰمٌ عَلَىٰ قَرۡيَةٍ أَهۡلَكۡنَٰهَآ أَنَّهُمۡ لَا يَرۡجِعُونَ

Ary voarara ho an’ny (mponina) tanàna iray izay naringanay, tena marina fa tsy hiverina izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
96 : 21

حَتَّىٰٓ إِذَا فُتِحَتۡ يَأۡجُوجُ وَمَأۡجُوجُ وَهُم مِّن كُلِّ حَدَبٖ يَنسِلُونَ

Mandra-pamotsorana an’i Goga sy Magoga,ary izy ireo dia manao rodobe mihazakazaka isaky ny havoana. info
التفاسير:

external-link copy
97 : 21

وَٱقۡتَرَبَ ٱلۡوَعۡدُ ٱلۡحَقُّ فَإِذَا هِيَ شَٰخِصَةٌ أَبۡصَٰرُ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ يَٰوَيۡلَنَا قَدۡ كُنَّا فِي غَفۡلَةٖ مِّنۡ هَٰذَا بَلۡ كُنَّا ظَٰلِمِينَ

Ary efa akaiky dia akaiky ny (fotoana) fampanantenana marina, ary indro fa mivandravandra ny fijerin’ireo izay tsy nino (sady miteny izy ireo hoe) : Loza ho anay ! Tena variana izahay tamin’ity zavatra ity .Eny, tena mpanao ny tsy rariny tokoa izahay. info
التفاسير:

external-link copy
98 : 21

إِنَّكُمۡ وَمَا تَعۡبُدُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ حَصَبُ جَهَنَّمَ أَنتُمۡ لَهَا وَٰرِدُونَ

Tena marina fa ianareo sy izay rehetra tompoinareo ankoatr’I Allah no kitay fandrehitry ny Afobe. Ary hiroboka ao daholo ianareo. info
التفاسير:

external-link copy
99 : 21

لَوۡ كَانَ هَٰٓؤُلَآءِ ءَالِهَةٗ مَّا وَرَدُوهَاۖ وَكُلّٞ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Raha tena zanahary tokoa izy ireny (sampy) dia tsy niroboka tao (amin’ny Afobe) izy ireo ; nefa hitoetra ao mandrakizay izy rehetra. info
التفاسير:

external-link copy
100 : 21

لَهُمۡ فِيهَا زَفِيرٞ وَهُمۡ فِيهَا لَا يَسۡمَعُونَ

Hitrona mafy izy ireo ao anatin’izany, nefa dia tsy aheno na inona na inona amin’izany. info
التفاسير:

external-link copy
101 : 21

إِنَّ ٱلَّذِينَ سَبَقَتۡ لَهُم مِّنَّا ٱلۡحُسۡنَىٰٓ أُوْلَٰٓئِكَ عَنۡهَا مُبۡعَدُونَ

Fa ireo izay efa nahazo fahasoavana mialoha avy aty Aminay kosa dia ho lavitra izany (ny Afobe) izy ireo. info
التفاسير: