Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

Ad-dhohaa

external-link copy
1 : 93

وَٱلضُّحَىٰ

Mianiana Aho amin'ny misandratr'andro. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 93

وَٱلَّيۡلِ إِذَا سَجَىٰ

Sy ny amin'ny alina mikitroka. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 93

مَا وَدَّعَكَ رَبُّكَ وَمَا قَلَىٰ

Fa tsy nandao sy tsy nankahala anao ny Tomponao, info
التفاسير:

external-link copy
4 : 93

وَلَلۡأٓخِرَةُ خَيۡرٞ لَّكَ مِنَ ٱلۡأُولَىٰ

Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 93

وَلَسَوۡفَ يُعۡطِيكَ رَبُّكَ فَتَرۡضَىٰٓ

Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 93

أَلَمۡ يَجِدۡكَ يَتِيمٗا فَـَٔاوَىٰ

Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ? info
التفاسير:

external-link copy
7 : 93

وَوَجَدَكَ ضَآلّٗا فَهَدَىٰ

Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 93

وَوَجَدَكَ عَآئِلٗا فَأَغۡنَىٰ

ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 93

فَأَمَّا ٱلۡيَتِيمَ فَلَا تَقۡهَرۡ

Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty. info
التفاسير:

external-link copy
10 : 93

وَأَمَّا ٱلسَّآئِلَ فَلَا تَنۡهَرۡ

Ary aza atosi-boho-tanana ny mpangataka, info
التفاسير:

external-link copy
11 : 93

وَأَمَّا بِنِعۡمَةِ رَبِّكَ فَحَدِّثۡ

Fa lazao kosa ireo fahasoavan'ny Tomponao. info
التفاسير: