Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
8 : 9

كَيۡفَ وَإِن يَظۡهَرُواْ عَلَيۡكُمۡ لَا يَرۡقُبُواْ فِيكُمۡ إِلّٗا وَلَا ذِمَّةٗۚ يُرۡضُونَكُم بِأَفۡوَٰهِهِمۡ وَتَأۡبَىٰ قُلُوبُهُمۡ وَأَكۡثَرُهُمۡ فَٰسِقُونَ

Ahoana moa raha sendra mandresy Anareo izy ireo izay tsy manaja Anareo, na mikasika ny fihavanana izany na momban'ny fifanekena efa vita, fa ataon’izy ireo izay ahafa-po Anareo am-bava fotsiny nefa mandà izany ny fon’izy ireo, satria ny ankamaroan’izy ireo dia mpanao ny asa ratsy. info
التفاسير: