Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
48 : 9

لَقَدِ ٱبۡتَغَوُاْ ٱلۡفِتۡنَةَ مِن قَبۡلُ وَقَلَّبُواْ لَكَ ٱلۡأُمُورَ حَتَّىٰ جَآءَ ٱلۡحَقُّ وَظَهَرَ أَمۡرُ ٱللَّهِ وَهُمۡ كَٰرِهُونَ

Ary efa nikatsaka nanao asa fanakorontanana izy ireo teo aloha ka nasavoritak’izy ireo ny raharaha rehetra Nataonao mandra-pahatongan’ny fahamarinana ka nampiharihary ny didin’i Allah, na dia nankahala izany aza izy ireo. info
التفاسير: