Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
25 : 9

لَقَدۡ نَصَرَكُمُ ٱللَّهُ فِي مَوَاطِنَ كَثِيرَةٖ وَيَوۡمَ حُنَيۡنٍ إِذۡ أَعۡجَبَتۡكُمۡ كَثۡرَتُكُمۡ فَلَمۡ تُغۡنِ عَنكُمۡ شَيۡـٔٗا وَضَاقَتۡ عَلَيۡكُمُ ٱلۡأَرۡضُ بِمَا رَحُبَتۡ ثُمَّ وَلَّيۡتُم مُّدۡبِرِينَ

Efa nampandresen’Allah tamin’ny toerana maro ianareo, toy ny tamin’ny andron’ny Honayn, ka nireharehanareo tamin’ny habetsahanareo, nefa tsy nahavitanareo na inona na inona akory izany. Fa na dia be velarana aza ilay tany, dia zary lasa tery teo anatrehanareo, ka dia nitari-dositra ianareo. info
التفاسير: