Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
77 : 7

فَعَقَرُواْ ٱلنَّاقَةَ وَعَتَوۡاْ عَنۡ أَمۡرِ رَبِّهِمۡ وَقَالُواْ يَٰصَٰلِحُ ٱئۡتِنَا بِمَا تَعِدُنَآ إِن كُنتَ مِنَ ٱلۡمُرۡسَلِينَ

Novonoin’izy ireo ilay ramevavavy no sady tsy nankato ny didin’ny Tompony izy ireo ary niteny hoe : “Oh ry Soãlihy! Alefaso aminay izay nampanantenainao anay raha toa ka isan’ireo Iraka (nalefan’I Allah) Ianao. info
التفاسير: