Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
148 : 7

وَٱتَّخَذَ قَوۡمُ مُوسَىٰ مِنۢ بَعۡدِهِۦ مِنۡ حُلِيِّهِمۡ عِجۡلٗا جَسَدٗا لَّهُۥ خُوَارٌۚ أَلَمۡ يَرَوۡاْ أَنَّهُۥ لَا يُكَلِّمُهُمۡ وَلَا يَهۡدِيهِمۡ سَبِيلًاۘ ٱتَّخَذُوهُ وَكَانُواْ ظَٰلِمِينَ

Ary ireo vahoakan’i Mosesy taorian’ny nandehanany dia nanamboatra vatana zanak’omby lahy mitrena avy tamin’ny firavak’izy ireo. Moa ve tsy hitan’izy ireo fa tsy afaka miresaka amin’izy ireo no sady tsy mitari-dalana azy ireo amin’ny lala-mihitsy izany ? Noraisin’izy ireo izany, ary izy ireo dia mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: