Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
11 : 7

وَلَقَدۡ خَلَقۡنَٰكُمۡ ثُمَّ صَوَّرۡنَٰكُمۡ ثُمَّ قُلۡنَا لِلۡمَلَٰٓئِكَةِ ٱسۡجُدُواْ لِأٓدَمَ فَسَجَدُوٓاْ إِلَّآ إِبۡلِيسَ لَمۡ يَكُن مِّنَ ٱلسَّٰجِدِينَ

Ary tena nahary anareo Izahay, ary efa nomenay bika aman’endrika ianareo, avy eo niteny Izahay tamin’ireo Anjely nanao hoe : “Miankohofa eo anatrehan’I Adama ianareo”. Dia niankohoka daholo izy ireo afa-tsy Iblis, tsy mba anisan’ireo niankohoka izy. info
التفاسير: