Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
7 : 63

هُمُ ٱلَّذِينَ يَقُولُونَ لَا تُنفِقُواْ عَلَىٰ مَنۡ عِندَ رَسُولِ ٱللَّهِ حَتَّىٰ يَنفَضُّواْۗ وَلِلَّهِ خَزَآئِنُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَلَٰكِنَّ ٱلۡمُنَٰفِقِينَ لَا يَفۡقَهُونَ

Izy ireo ihany no miteny hoe : Aza manao fandaniana ho an’izay eo akaikin’ny Irak’Allah mihitsy ianareo mba hiparitahan’izy ireo. Kanefa an’Allah ireo tahiry sarobidin’ny lanitra sy ny tany, saingy tsy fantatr’ireo mpihatsaravelatsihy izany. info
التفاسير: