Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
88 : 5

وَكُلُواْ مِمَّا رَزَقَكُمُ ٱللَّهُ حَلَٰلٗا طَيِّبٗاۚ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ ٱلَّذِيٓ أَنتُم بِهِۦ مُؤۡمِنُونَ

Ary mihinàna amin’izay anjara tsy voarara sady tsara nomen’I Allah anareo ianareo. Ary matahora an’I Allah ianareo izay mpino Azy tanteraka. info
التفاسير: