Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
15 : 5

يَٰٓأَهۡلَ ٱلۡكِتَٰبِ قَدۡ جَآءَكُمۡ رَسُولُنَا يُبَيِّنُ لَكُمۡ كَثِيرٗا مِّمَّا كُنتُمۡ تُخۡفُونَ مِنَ ٱلۡكِتَٰبِ وَيَعۡفُواْ عَن كَثِيرٖۚ قَدۡ جَآءَكُم مِّنَ ٱللَّهِ نُورٞ وَكِتَٰبٞ مُّبِينٞ

O ianareo ry olon’ny boky! Efa tonga taminareo ny Irakay, nanazava taminareo ny maro tamin’izay nafeninareo, tamin’ny boky, ary koa nandefitra zavatra maro. Efa tonga aminareo ny hazavana avy tamin'I Allah sy ny boky mazava. info
التفاسير: