Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
12 : 42

لَهُۥ مَقَالِيدُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِۖ يَبۡسُطُ ٱلرِّزۡقَ لِمَن يَشَآءُ وَيَقۡدِرُۚ إِنَّهُۥ بِكُلِّ شَيۡءٍ عَلِيمٞ

Manana ireo fanalahidin’ny lanitra sy ny tany Izy. Mizara an-kalalahana ny FanomezaNy amin’izay sitrany Izy, na mametra izany. Mahafantatra ny zavatra rehetra tokoa Izy. info
التفاسير: