Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
41 : 3

قَالَ رَبِّ ٱجۡعَل لِّيٓ ءَايَةٗۖ قَالَ ءَايَتُكَ أَلَّا تُكَلِّمَ ٱلنَّاسَ ثَلَٰثَةَ أَيَّامٍ إِلَّا رَمۡزٗاۗ وَٱذۡكُر رَّبَّكَ كَثِيرٗا وَسَبِّحۡ بِٱلۡعَشِيِّ وَٱلۡإِبۡكَٰرِ

Niteny izy (Zakaria) ka nanao hoe : “ Tompo ô ! Omeo famantarana Aho ”. Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Ny famantarana ho Anao dia tsy afaka hiresaka amin’olona Ianao mandritry ny telo Andro, afa-tsy amin’ny alalan’ny fihetsika ihany. Ary tsarovy matetika ny Tomponao, ary derao ny voninahiny amin’ny hariva sy ny maraina ". info
التفاسير: