Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
190 : 3

إِنَّ فِي خَلۡقِ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَٱخۡتِلَٰفِ ٱلَّيۡلِ وَٱلنَّهَارِ لَأٓيَٰتٖ لِّأُوْلِي ٱلۡأَلۡبَٰبِ

Tena marina fa, tamin’ny fanamboarana ireo lanitra sy ny tany, ary ny fifandimbiasan’ny alina sy ny atoandro, dia tena feno famantarana ho an’ireo matsilo saina. info
التفاسير: