Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
128 : 3

لَيۡسَ لَكَ مِنَ ٱلۡأَمۡرِ شَيۡءٌ أَوۡ يَتُوبَ عَلَيۡهِمۡ أَوۡ يُعَذِّبَهُمۡ فَإِنَّهُمۡ ظَٰلِمُونَ

Tsy misy hidiranao ny amin’ny resaka didy na dia kely aza, na hanaiky ny fibebahan’izy ireo Izy na hanasazy azy ireo, izy ireo dia tena mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: