Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
127 : 3

لِيَقۡطَعَ طَرَفٗا مِّنَ ٱلَّذِينَ كَفَرُوٓاْ أَوۡ يَكۡبِتَهُمۡ فَيَنقَلِبُواْ خَآئِبِينَ

Mba hamotehana ny sasany amin’ireo izay tsy mino, na hanala baraka azy ireo, mba hiverina miaraka amin’ny fahadisoam-panantenana izy ireo. info
التفاسير: