Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
64 : 2

ثُمَّ تَوَلَّيۡتُم مِّنۢ بَعۡدِ ذَٰلِكَۖ فَلَوۡلَا فَضۡلُ ٱللَّهِ عَلَيۡكُمۡ وَرَحۡمَتُهُۥ لَكُنتُم مِّنَ ٱلۡخَٰسِرِينَ

Ary dia nivadika indray ianareo taorian'izany, ka raha tsy ny fahasoavan'i Allah taminareo sy ny indrafony dia efa lasa anisan'ireo maty antoka tokoa ianareo. info
التفاسير: