Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
279 : 2

فَإِن لَّمۡ تَفۡعَلُواْ فَأۡذَنُواْ بِحَرۡبٖ مِّنَ ٱللَّهِ وَرَسُولِهِۦۖ وَإِن تُبۡتُمۡ فَلَكُمۡ رُءُوسُ أَمۡوَٰلِكُمۡ لَا تَظۡلِمُونَ وَلَا تُظۡلَمُونَ

Ary raha tsy manao izany Ianareo, dia raisonareo ny fanambarana ady avy amin’i Allah sy ny Irany. Fa raha mibebaka kosa Ianareo, dia ho Anareo ny renim-bolanareo. Tsy hanambaka ny hafa Ianareo, ary tsy ho ambakaina. info
التفاسير: