Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
270 : 2

وَمَآ أَنفَقۡتُم مِّن نَّفَقَةٍ أَوۡ نَذَرۡتُم مِّن نَّذۡرٖ فَإِنَّ ٱللَّهَ يَعۡلَمُهُۥۗ وَمَا لِلظَّٰلِمِينَ مِنۡ أَنصَارٍ

Ary na inona na inona no avoakanareo amin’ny fandaniana, na ny voady izay nataonareo, tena marina fa i Allah dia mahafantatra izany. Ary tsy hisy mpanavotra ireo mpanao ny tsy rariny ! info
التفاسير: