Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
199 : 2

ثُمَّ أَفِيضُواْ مِنۡ حَيۡثُ أَفَاضَ ٱلنَّاسُ وَٱسۡتَغۡفِرُواْ ٱللَّهَۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Avy eo mandehana manao rodobe miaraka ianareo mankany amin’izay izoran’ny olona, ary mangataha famelan-keloka amin’i Allah ianareo. tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Fiantrana. info
التفاسير: