Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
57 : 17

أُوْلَٰٓئِكَ ٱلَّذِينَ يَدۡعُونَ يَبۡتَغُونَ إِلَىٰ رَبِّهِمُ ٱلۡوَسِيلَةَ أَيُّهُمۡ أَقۡرَبُ وَيَرۡجُونَ رَحۡمَتَهُۥ وَيَخَافُونَ عَذَابَهُۥٓۚ إِنَّ عَذَابَ رَبِّكَ كَانَ مَحۡذُورٗا

Na ireo izay antsoin’izy ireo aza dia mitady amin’ny Tompon’izy ireo ny fomba hanatonana Azy bebe kokoa. Ary manantena ny famindram-pony izy ireo sy matahotra ny famaizany. Marina fa ny famaizan’ny Tomponao dia atahorana tokoa. info
التفاسير: