Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
54 : 17

رَّبُّكُمۡ أَعۡلَمُ بِكُمۡۖ إِن يَشَأۡ يَرۡحَمۡكُمۡ أَوۡ إِن يَشَأۡ يُعَذِّبۡكُمۡۚ وَمَآ أَرۡسَلۡنَٰكَ عَلَيۡهِمۡ وَكِيلٗا

Ny Tomponareo dia mahalala anareo tokoa. Raha sitrany dia hamindra fo aminareo Izy, ary raha sitrany dia ho faiziny ihany koa ianareo ary tsy nalefanay ho mpiantoka azy ireo ianao. info
التفاسير: