Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

Al-israa

external-link copy
1 : 17

سُبۡحَٰنَ ٱلَّذِيٓ أَسۡرَىٰ بِعَبۡدِهِۦ لَيۡلٗا مِّنَ ٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡحَرَامِ إِلَى ٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡأَقۡصَا ٱلَّذِي بَٰرَكۡنَا حَوۡلَهُۥ لِنُرِيَهُۥ مِنۡ ءَايَٰتِنَآۚ إِنَّهُۥ هُوَ ٱلسَّمِيعُ ٱلۡبَصِيرُ

Voninahitra ho an’Ilay nampandeha, ny Mpanompony (Mohammad) tamin’ny alina, avy tao amin’ny Al-Masjid Al-Haràm (ao Makka), ka hatrany amin’ny Al-Masjid Al-Aksà, izay nosoavinay ny manodidina azy, mba hanehoanay aminy ny fahagagana avy Aminay. Marina fa Izy no tena mandre sy mahita ny zava-drehetra. info
التفاسير: