Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
18 : 10

وَيَعۡبُدُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ مَا لَا يَضُرُّهُمۡ وَلَا يَنفَعُهُمۡ وَيَقُولُونَ هَٰٓؤُلَآءِ شُفَعَٰٓؤُنَا عِندَ ٱللَّهِۚ قُلۡ أَتُنَبِّـُٔونَ ٱللَّهَ بِمَا لَا يَعۡلَمُ فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَلَا فِي ٱلۡأَرۡضِۚ سُبۡحَٰنَهُۥ وَتَعَٰلَىٰ عَمَّا يُشۡرِكُونَ

Ary manompo zavatra hafa ankoatr'i Allah izy ireo, izay tsy afaka hanao ratsy no sady tsy afaka hanasoa azy ireo akory ary miteny izy ireo manao hoe : " Izy ireto no mpanelanelana Anay eo anatrehan’i Allah ". Teneno hoe : " Moa ve hampahalala an’i Allah izay tsy fantany any amin’ireo lanitra sy ny ety an-tany Ianareo ? ” Voninahitra sy laza anie ho Azy ! Ary ambony lavitra Izy noho izay atambatr’izy ireo Aminy ”. info
التفاسير: