Fassarar Ma'anonin Alqura'ni - Fassarar Malagashiyanci - Cibiyar fassara ta Ruwwad

external-link copy
17 : 10

فَمَنۡ أَظۡلَمُ مِمَّنِ ٱفۡتَرَىٰ عَلَى ٱللَّهِ كَذِبًا أَوۡ كَذَّبَ بِـَٔايَٰتِهِۦٓۚ إِنَّهُۥ لَا يُفۡلِحُ ٱلۡمُجۡرِمُونَ

Fa iza no tena mpanao ny tsy rariny indrindra mihoatra izay mamoron-dainga mahakasik’i Allah na koa milaza fa lainga ireo teniny ? Tena marina, fa tsy ahazo fahombiazana ireo mpanao heloka bevava. info
التفاسير: